Descrição do FANAMBY 60andro FI.A.FI
Fikambanana Mampiely Baiboly malgaxe
Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan'ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka tamin'ny taona 1972.
"Madagasikara heniky ny fahalalana an'i Kristy amin'ny alalan'ny Soratra Masina" no vina iorenan'ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara:
(1) Mandika ny Soratra Masina amin'ny fiteny azon'ny olona
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin'ny endriny ilàn'ny olona azy
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin'ny vidiny takatry ny olona
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. »
Fifandraisana:
Mailaka: fmbm@biblesociety-malagasy.org
Laharana findy:
R. +261 32 07 251 35
B. +261 33 11 251 35
+261 20 23 617 14
D. +261 34 22 263 84
Facebook: Fikambanana Mampiely Baiboly Malgaxe
Whatsapp: https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PStore
www.malagasy.bible
Baixe Global Bible Apps em outros idiomas na Google Play Store ou FCBH Global Bible App APK Store.
Leia, ouça e assista a Palavra de Deus em mais de 1300 idiomas e baixe Bíblias em áudio gratuitas em https://www.Bible. é
texto
© 2003 Sociedade Bíblica Malgaxe
áudio
℗ 2004 Hosana

Mostrar